|
|
|
|

Teny iditra1 vary vakiambiaty
Singan-teny  2vary, 3vaky, 4amby, 5aty
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7vary afafy amin' ny fivelaran' ny vonin' ny ambiaty, izany hoe amin' ny volana septambra, mifanohitra amin' ny vary atao hoe vary aloha, izay afafy amin' ny volana avrily sy mey. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8the second planting of rice. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9deuxième semaille de riz. [1.8]
10(de vaki-ambiaty = quand fleurit l'ambiaty) semé en août et repiqué dans les rizières qui ne peuvent être mises en eau que plus tardivement.
11Dans quelques rares vallées où l'irrigation est bien maîtrisée et l'exposition favorable, on pratique une culture vakiambiaty avancée, avec semis en juin juillet, dite sia (qui s'écarte des normes habituelles). [1.196]
Voambolana  12 Toe-karena: fambolena
Tsipelina hafa  13vary vaky ambiaty

Fivaditsoratra  14 vary vakiambiaty, 15 vary vaky ambiaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02